<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Ry Jehovah Tomponay! FFPM514</title>
<lyrics>[V1]
 Ry Jehovah Tomponay !
 Olom-bery izahay,
 Nefa tsy mba foinao,
 Fa vonjen'ny Zanakao;
 Zanahary, Aba Ray,
 Jeso Kristy, Havanay.

[V2]
 Lehibe ny indrafo ;
 Iza re no nanampo
 Famonjena taminao ?
 Kanjo azonay izao ;
 Zanahary, ..sns.

[V3]
 Gaga izahay izao !
 Be fitia Hianao;
 Avotr'aina azonay,
 Hody aminao izahay,
 Zanahary, ..sns.

[V4]
 Jeso ô ! Mpamonjy soa
 Sy mpamindra fo tokoa !
 Avy ny navotanao
 Ka midera Anao izao;
 Zanahary, ..sns.</lyrics>
<hymn_number>514</hymn_number>
<author>R. Redhead</author>
</song>